Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

SARY MAROMARO

SARY MAROMARO
SARY MAROMARO
Ireo Folo mianadahy Mpanorina ny Havatsa-Upem sampana Frantsa

Ireo Folo mianadahy Mpanorina ny Havatsa-Upem sampana Frantsa

SARY MAROMARO
SARY MAROMARO
Lanonana ara-panjakana tao amin'ny REPERMAD ny Fijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa ny 30 Avrily 2005

Lanonana ara-panjakana tao amin'ny REPERMAD ny Fijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa ny 30 Avrily 2005

SARY MAROMARO
Tao amin'ny REPERMAD sy Fety fankalazana ny Fijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tao amin'ny FIAP ny harivan'ny 30 Avrily 2005.

Tao amin'ny REPERMAD sy Fety fankalazana ny Fijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tao amin'ny FIAP ny harivan'ny 30 Avrily 2005.

SARY MAROMARO
Herintaona nijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tao Daylarac

Herintaona nijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tao Daylarac

SARY MAROMARO
Tohin'ny sary tao Daylarac ihany

Tohin'ny sary tao Daylarac ihany

SARY MAROMARO
Nanatrika ny RNS tany Vichy ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tamin'ny 2008

Nanatrika ny RNS tany Vichy ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tamin'ny 2008

SARY MAROMARO
Sary nandritra ny RNS tany Vichy

Sary nandritra ny RNS tany Vichy

SARY MAROMARO
Tany Nantes

Tany Nantes

SARY MAROMARO
Tany Molsheim

Tany Molsheim

SARY MAROMARO
Tany Toulouse

Tany Toulouse

SARY MAROMARO
Tamin'ny Fankalazana ny Poeta DOX

Tamin'ny Fankalazana ny Poeta DOX

SARY MAROMARO
Fety natao tany Bagneux

Fety natao tany Bagneux

SARY MAROMARO
Fivoriana tao Bercy

Fivoriana tao Bercy

SARY MAROMARO
Fety Fankalazana ny faha-60 taonan'ny HAVATSA : Ny tenako sy Andamioly no tonga tany Antananarivo nisolotena ny Havatsa sampana Frantsa

Fety Fankalazana ny faha-60 taonan'ny HAVATSA : Ny tenako sy Andamioly no tonga tany Antananarivo nisolotena ny Havatsa sampana Frantsa

SARY MAROMARO
Sary niarahana tamin'ny Ministry ny Kolontsaina sy ny Vakoka sy Ramatoa THINA (ambony) ary sary niarahana tamin'ny Filoha sy Ireo Filoha lefitra tamin'izany.(ambany)

Sary niarahana tamin'ny Ministry ny Kolontsaina sy ny Vakoka sy Ramatoa THINA (ambony) ary sary niarahana tamin'ny Filoha sy Ireo Filoha lefitra tamin'izany.(ambany)

SARY MAROMARO
Fety fankalazana ny Fahafolo taona nijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tao amin'ny Rue de LAVRE.

Fety fankalazana ny Fahafolo taona nijoroan'ny Havatsa-Upem sampana Frantsa tao amin'ny Rue de LAVRE.

SARY MAROMARO
Tao Bercy

Tao Bercy

SARY MAROMARO
Tany Vichy

Tany Vichy

SARY MAROMARO
Fety tao amin'ny 17, rue de l'Avre

Fety tao amin'ny 17, rue de l'Avre

SARY MAROMARO
Tao amin'ny 17, rue de l'Avre

Tao amin'ny 17, rue de l'Avre

SARY MAROMARO
Fety tao amin'ny UNESCO

Fety tao amin'ny UNESCO

SARY MAROMARO
Kabary am-panambadiana !...

Kabary am-panambadiana !...

SARY MAROMARO
INALCO ( Febroary 2008)

INALCO ( Febroary 2008)

SARY MAROMARO
Tao amin'ny 17, rue de l'Avre

Tao amin'ny 17, rue de l'Avre

SARY MAROMARO
Tao amin'ny UNESCO

Tao amin'ny UNESCO

SARY MAROMARO
Tany Nantes

Tany Nantes

SARY MAROMARO
Tany Daylarac

Tany Daylarac

SARY MAROMARO
Ireo no mpanorina ny FI.MPI.MA sampana Frantsa

Ireo no mpanorina ny FI.MPI.MA sampana Frantsa

SARY MAROMARO
Andia TSIPELAMANGA vitsivitsy miara-maka sary amin'ny Filoha Hanitra ANDRIAMBOAVONJY

Andia TSIPELAMANGA vitsivitsy miara-maka sary amin'ny Filoha Hanitra ANDRIAMBOAVONJY

SARY MAROMARO
Tamin'ny fotoana nanafian-damba ny Andia TSIPELAMANGA

Tamin'ny fotoana nanafian-damba ny Andia TSIPELAMANGA

SARY MAROMARO
Fiaraha-maka sary tao amin'ny 17, rue de l'Avre

Fiaraha-maka sary tao amin'ny 17, rue de l'Avre

SARY MAROMARO
Tany Antsirabe

Tany Antsirabe

SARY MAROMARO
RARIHASINA 2016

RARIHASINA 2016

SARY MAROMARO
Fredy JAOFERA sy Lukas

Fredy JAOFERA sy Lukas

SARY MAROMARO
Fredy JAOFERA sy ny mpianatra !...

Fredy JAOFERA sy ny mpianatra !...

Ireo mpankafy ny asasoratr'i Fredy JAOFERA

Ireo mpankafy ny asasoratr'i Fredy JAOFERA

Dinidinika niaraka tamin'ny mpianatra sy famaliana ny fanontaniana

Dinidinika niaraka tamin'ny mpianatra sy famaliana ny fanontaniana

Dinidinika iray niaraka tamin'i Papa Zozo : Mpanoratra iray tsy ao anaty Fikambanana

Dinidinika iray niaraka tamin'i Papa Zozo : Mpanoratra iray tsy ao anaty Fikambanana

Nifanakalo boky tamin'i Tsirimanitra sy tamin'i Felana i Fredy JAOFERA

Nifanakalo boky tamin'i Tsirimanitra sy tamin'i Felana i Fredy JAOFERA

RARIHASINA 2017

RARIHASINA 2017

Fiarahaban'i Lalao RABENANDRASANA, Filohan'ny FMTS

Fiarahaban'i Lalao RABENANDRASANA, Filohan'ny FMTS

Notolorana ny mari-boninahitra " Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture" avy amin'ny Repoblika malagasy i Fredy JAOFERA

Notolorana ny mari-boninahitra " Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture" avy amin'ny Repoblika malagasy i Fredy JAOFERA

Lanonana sy korana

Lanonana sy korana

Toy izao !....

Toy izao !....

Mba nalaina sary e !!!!....

Mba nalaina sary e !!!!....

FREDY JAOFERA

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA

Tompoko,

                Soa fa misy ny Internet ahafahana mamoaka koa ny talenta nomen-Janahary. Arak'izany dia tsy natao velively izy ity entina hisehosehoana na hieboeboana fa manan-talenta eo amin'ny soratra ny tenanay fa ny mpamosavy mandeha alina, hono, aza misy mahita fa natao fotsiny hanehoana ny lalana vita teo amin'ny talenta sy ny fitiavana ny teny malagasy. Natao ihany koa ity tranonkala ity hanampiana an'ireo olona te hahafantatra na manao karoka mombamomba an'i Fredy JAOFERA kanefa tsy afaka hihaona noho ny elanelan-tany sy tsy mifankahita satria tsy mifankahalala. Tsy ampy mihitsy anefa ity hahafantarana azy bebe hatrany fa tsara kokoa ny fihaonana raha misy ny fanontaniana. Ny amin'ny maha-poeta azy fotsiny no hitanao ato. Misaotra, tompoko.

Fredy JAOFERA

Poète

Membre de l'Office Malagasy du Droit d'Auteur

Ancien Premier Secrétaire de l'Union des Poètes et Ecrivains Malagasy

Co-Fondateur et Premier Vice-Président

de l'Union des Poètes et Ecrivains Malagasy section France

Membre de l'Association des Poètes des Afriques et d'Ailleurs

Chevalier de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture

par la République de Madagascar

BOKY EFA NAVOAKA

1. TENY ROA

2. NOSY MAMIKO

3. NY RANOMASOKO

4. FIAINANA

5 .DIAVOLANA

6. IARIVO

7. RAOZY

8. TSETSATSETSA

9. MALAGASY ISIKA

10. NY TANINDRAZAKO

11. DATY TSY AZO HADINOINA

12. BETSIMIHILANA 1

13. BETSIMIHILANA 2

14 .AUTOMNE

15.JOURNAL TESTAMENT

16. NY HAFATRO

17.ONJAM-PITIA

18.BEMIRAY

19.FOTA-MANDRY

20.PARISY

21.ZOTRA

22. MADAGASIKARA (e-book)

23. VAVAKA (e-book)

24. DAY AND NIGHT

BOKY NAVOAKAN'NY HAVATSA MISY TONONKALON'I Fredy JAOFERA

22. SANTA-BARY

23. VELONA HO VELONA NY TENY SY HAISORATRA MALAGASY

24. NY RENIKO, NY TENIKO

25. TATAMO

26. TATAMO MANOKANA

( Sampana Frantsa)

27. SANTA-BOKATRA

28. MIRAZOTRA

BOKY NIVOAKA NIARAKA TAMIN'NY FARIBOLANA SANDRATRA

29. TSETSATSETSA TSY ARITRA

230. IZAY MIAFINA AO

GAZETY

31. MATIN

32. MIDI

33. TRIBUNE ( VALIHA)

34. GAZETIKO

35. 'NGAH'

36. THE TIMES OF MADAGASCAR

37. MPANOLOTSAINA

38. SAKAIZAN'NY TANORA

39. MADA ( France)

40. AMBIOKA ( Sandratra)

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Stade Moramanga (1991)

Stade Moramanga (1991)

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Nivoaka tao amin'ny Gazety 'NGAHA i Fredy JAOFERA

Nivoaka tao amin'ny Gazety 'NGAHA i Fredy JAOFERA

FREDY JAOFERA
Mikabary sy miantsa !

Mikabary sy miantsa !

FREDY JAOFERA
Gazety MADA

Gazety MADA

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Tany Amboditsiry

Tany Amboditsiry

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Biraon'ny Havatsa tamin'ny 1996

Biraon'ny Havatsa tamin'ny 1996

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Tany Toulouse

Tany Toulouse

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Tao amin'ny Efitrano RADO tamin'ny 2014

Tao amin'ny Efitrano RADO tamin'ny 2014

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
MADERA sy Fredy JAOFERA

MADERA sy Fredy JAOFERA

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
DI...sy Fredy JAOFERA

DI...sy Fredy JAOFERA

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
RAZAFIARIVONY Wilson sy Fredy JAOFERA

RAZAFIARIVONY Wilson sy Fredy JAOFERA

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Sarim-pahatsiarovana tamin'ny Fankalazana ny faha-60 taonan'ny Havatsa

Sarim-pahatsiarovana tamin'ny Fankalazana ny faha-60 taonan'ny Havatsa

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Fanokafana ny Fankalazana ny faha-65 taonan'ny Havatsa tao amin'ny Akademia Malagasy tamin'ny Oktobra 2017

Fanokafana ny Fankalazana ny faha-65 taonan'ny Havatsa tao amin'ny Akademia Malagasy tamin'ny Oktobra 2017

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Tao amin'ny Akademia Malagasy tamin'ny 2017

Tao amin'ny Akademia Malagasy tamin'ny 2017

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Tao amin'ny CGM

Tao amin'ny CGM

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Tany Antsirabe

Tany Antsirabe

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
ALFA SY OMEGA

ALFA SY OMEGA

FREDY JAOFERA
FIRENENA HOMBAM-PITIAVANA, boky niarahan'i Fredy JAOFERA sy TSIMAITO navoaka

FIRENENA HOMBAM-PITIAVANA, boky niarahan'i Fredy JAOFERA sy TSIMAITO navoaka

FREDY JAOFERA
Boky navoakan'ny HAVATSA misy tononkalon'i Fredy JAOFERA

Boky navoakan'ny HAVATSA misy tononkalon'i Fredy JAOFERA

FREDY JAOFERA
Fredy JAOFERA dia ao amin'ny Association des Poètes des Afriques et d'Ailleurs. Misy tononkalony amin'ny teny frantsay ity boky ity.

Fredy JAOFERA dia ao amin'ny Association des Poètes des Afriques et d'Ailleurs. Misy tononkalony amin'ny teny frantsay ity boky ity.

FREDY JAOFERA
Boky niarahana tamin'ny Faribolana SANDRATRA ahitana ny tononkalon'i Fredy JAOFERA

Boky niarahana tamin'ny Faribolana SANDRATRA ahitana ny tononkalon'i Fredy JAOFERA

GAZETIKO tamin'ny 22 Oktobra 2013, laharana 4704, pejy fahatelo.

GAZETIKO tamin'ny 22 Oktobra 2013, laharana 4704, pejy fahatelo.

FREDY JAOFERA

BOKY FOLO VOALOHANY NAVOAKAN'I FREDY JAOFERA

FREDY JAOFERA
LOHARANO NIPOIRAN'I FREDY JAOFERA

LOHARANO NIPOIRAN'I FREDY JAOFERA

FREDY JAOFERA
FREDY RAJAOFERA SY FREDY JAOFERA

FREDY RAJAOFERA SY FREDY JAOFERA

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Boky vitsivitsy !...

Boky vitsivitsy !...

Nanao ANTSA TONONKALO tao amin'ny Ivotoeran'ny Kolontsaina Malagasy (IKM) narahina resadresaka momba azy ary famaliana ny fanontanian'ny mpanatrika i Fredy JAOFERA tamin'ny Alarobia 12 Marsa 2014 amin'ny roa ora sy sasany toloakandro. Nisy fiaha-maka sary tamin'ny fiafaran'ny fotoana.

Miara-maka sary amin'ny Ministry ny Kolontsaina Ramatoa Elia RAVELOMANANTSOA (eo ambony) sy ny Mpikambana ao amin'ny Havatsa (eo ambany)

Miara-maka sary amin'ny Ministry ny Kolontsaina Ramatoa Elia RAVELOMANANTSOA (eo ambony) sy ny Mpikambana ao amin'ny Havatsa (eo ambany)

FREDY JAOFERA
Kabary

Kabary

FREDY JAOFERA
Miara-maka sary amin'ny Mpanoratra namana vitsivitsy tao amin'ny Rarihasina tamin'ny 2016

Miara-maka sary amin'ny Mpanoratra namana vitsivitsy tao amin'ny Rarihasina tamin'ny 2016

FREDY JAOFERA
Kabary sy Antsa tononkalo !....

Kabary sy Antsa tononkalo !....

FREDY JAOFERA
Tahaka izao ilay izy !...

Tahaka izao ilay izy !...

FREDY JAOFERA
FEDERASIONA MPIKANTO TENY SY SORATRA

FEDERASIONA MPIKANTO TENY SY SORATRA

FREDY JAOFERA
Manao rango-pohy (dédicaces) ny bokiny lasan'ny olona i Fredy JAOFERA eto amin'ny sary.

Manao rango-pohy (dédicaces) ny bokiny lasan'ny olona i Fredy JAOFERA eto amin'ny sary.

FREDY JAOFERA
Tamin'ny Fankalazana ny faha-60 taonan'ny Havatsa

Tamin'ny Fankalazana ny faha-60 taonan'ny Havatsa

FREDY JAOFERA
Nanao famelabelarana mikasika sy literatiora, nitantara momba azy ny ny lalana nodiaviny teo amin'ny Haisoratra sy famaliana ny fanontanian'ny mpianatra tao amin'ny Lycée Privé KANANA (Antsirabe) i Fredy JAOFERA. Nisy fiaraha-maka sary tamin'ny famaranan'ny fotoana.

Ity sary ity dia nalaina nandritra ny fampirantiana nataon'ny Havatsa tao amin'ny Tranombokim-pirenena tamin'ny 1996.

Ity sary ity dia nalaina nandritra ny fampirantiana nataon'ny Havatsa tao amin'ny Tranombokim-pirenena tamin'ny 1996.

Famelabelarana mikasika ny Literatiora, fitantarana fohy momba ny mpanoratra, antsa tononkalo, fametaham-panontaniana sy famaliam-panontaniana avy amin'ny mpianatra tao amin'ny Lycée Privé KANANA (Antsirabe)

Tao amin'ny Sekoly GABRIELLA

Tao amin'ny Sekoly GABRIELLA

Tao amin'ny Sekoly P'TIT MICHOU

Tao amin'ny Sekoly P'TIT MICHOU

FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
FREDY JAOFERA
Contact